Ny fahendren'ny razana
miteny aminao izao.
iMahay dia mpampianatra IA novolavolain'ny zokiolona, ny ray aman-dreny, ny manam-pahaizana malagasy sy ny kolontsain'ny tanindrazana. Mihaino, manoro ny lalana tokony ho aleha, manampy hamindra raha tojo ny sarotra.
La sagesse des ancêtres te parle maintenant. iMahay est formé par les anciens, parents, érudits et la culture malgache. Il écoute, conseille, protège.
● Maimaim-poana · Tsy mila fisoratana anarana · Valiny amin'ny teny malagasy
Tsy avy amin'ny mpanao siansa irery.
Avy amin'ny olona · ireo izay nitahiry sy nampita ny faharanitan-tsaina malagasy nandritra ny taonjato.
Arivo taona feno fahendrena,
voakitika anaty teny vitsy.
« Ny fitiavana toy ny lamban'akoho, ka faty no hisarahana. »
L'amour est comme le plumage de la poule : seule la mort en sépare.
Hevitra : manasongadina ny fitiavana sy ny fihavanana mafy orina tsy misy mahasara-tsika afa-tsy ny fahafatesana.